|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy misy madilana hotentenana |
| Singan-teny | 2tsy, 3misy, 4madilana, 5tentenana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina.
8Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. [1.1] |
| Tovy hevitra | 9tsy misy madilana maito hotohizina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|